ZONE EXPOSANTS

 FORUM DU SIIT MADAGSCAR
Bienvenue Invité   [Enregistrement]  [Connexion]
 Sujet :SIIT 2009.. 2009-09-08 01:35:39 
MIALY
Membre depuis: 2009-09-07 14:14:43
Messages: 3
Localisation
  • 4294967292

Hitako aloha fa efa mandroso ny lafiny Teknolijoa  sy fifandraisana eto Madagascar. Ny hetsika tahaka itony dia vao maika manome sehatra mampiroborobo ny fifandraisana. Ny mpandraharaha sy ny tanora dia mahita tombotsoa amin'izany sehatra izany.Ny hetsiaka toy izao dia ilana mba hampandrosoana ny sehatra serasera.  Ny lafiny fampianara, ny fahalalana dia tsy hadino  rehefa miresaka hetsika toy itony.

Natao ho an'ny daholo be ny SIIT 2009!

IP Loggée
Page # 


Powered by ccBoard


LETTRE DE DIFFUSION